Recherche PDF
Cet outil permet de trouver un fichier parmi les documents publics partagés par les utilisateurs de Fichier-PDF.fr.
Dernière mise à jour de la base de données: 28 mars à 17:03 - Environ 400000 fichiers indexés.
Réponses pour «akory»:
Total: 57 résultats - 0.014 secondes
Intégration facile Domaines CONVERSATION ENTRE LE NOUVEAU SECRETAIRE GENERAL DU SYNDICAT
DES INSPECTEURS DES DOMAINES DE MADAGASCAR et sa sœur ECD EN
SERVICE à FIANARANTSOA
29 janvier
29/01/2014 08:57
Miharisoa Razafindratsimba
Akory nanao aona leka
29 janvier
29/01/2014 19:55
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
29/01/2014 19:56
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Efa jereko kah.
fichier-pdf.fr/2014/04/16/integration-facile-domaines/
16/04/2014
“Niteny tamiko ny Raiko hoe AZA AVELANAO MIHITSY ILAY VAVAKA
RAKATO ROA ATAO ANELANELAN’NY MAGHRIB SY ISHA AMIN’IREO ALINA FOLO VOALOHANY AMIN’NY
VOLANA ZHOL HIDJAH SATRIA REHEFA MANAO IZANY IANAO DIA HAHAZO VALISOA HO TOY NY NANAO
HADJ NA DIA TSY TONGA ANY AKORY AZA”
Ity salato ity dia atao anelanelan’ny Maghrib sy Isha ary atomboka amin’ny alina voalohany.
fichier-pdf.fr/2023/03/19/korbatane-63---amal-10-andro-voalohany-zhol-hidjah/
19/03/2023
Henriel
Memeldono Ambohidrapeto 2017
0
TENY FAMPIDIRANA
Nosoratana ity boky ity ho anareo tanora indrindra indrindra, tsy natao
hampahatahotra anareo akory fa vao mainka aza entina hamporisihina antsika
handinika sy hanadihady tsara ireo lafin-javatra samihafa mikasika ny
fanambadiana.
fichier-pdf.fr/2017/11/13/tsy-ki-vadivady-fa-tena-izy/
13/11/2017
Henriel
Memeldono Ambohidrapeto 2017
0
TENY FAMPIDIRANA
Nosoratana ity boky ity ho anareo tanora indrindra indrindra, tsy natao
hampahatahotra anareo akory fa vao mainka aza entina hamporisihina antsika
handinika sy hanadihady tsara ireo lafin-javatra samihafa mikasika ny
fanambadiana.
fichier-pdf.fr/2018/09/25/tsy-ki-vadivady-fa-tena-izy/
25/09/2018
Fa mba hahafantaran’ireo vahoaka ny voninahitra sy ny
toerana fara-tampony nananan’ity vehivavy ity dia napetrak’i Ali (A) teo amason’ireo olona maro
mpanaradia an’i Mohammad ny fanontaniana ny antony nampihodina an’ilay fandriana nefa tsy
misy olona akory nanodidina teo.
fichier-pdf.fr/2023/12/26/korbatane-129--ny-tasbih-zahra-a/
26/12/2023
Tsy vavaka ho an’ny Apostoly
12 ihany akory ity vavaka ity, fa vavaka
ho an’ny mpianatr’i Jesoa rehetra, izany
hoe, vavak’i Jesoa ho an’ny Fiangonana.
fichier-pdf.fr/2018/07/04/final/
04/07/2018
Asondroty voninahitra sy omeo fiadanana hatrany i Mohammad sy ireo fianakaviany masina)
FAHAROA
Isaky ny mahita olona mandeha mandevina ianao hoy izy, na dia olona tsy fantatrao akory
aza, dia MANARAHA NA DIA DINGANA ROA FOTSINY AZA (2 pas) fa ankasitrahan’i Zanahary izany
fihetsika izany.
fichier-pdf.fr/2023/03/19/korbatane-60-fanalahidy-telonny-fanambinana/
19/03/2023
Raha mangataka amin’i Zanahary ianao
isan’andro amin’ny famakiana ny sorato AL FATIHA mba ho tarihiny amin’ny lala-mahitsy nefa ianao
aza tsy mangoraka ny mpaninaniny akory dia hanome tsiny Azy Nahary anao ve raha ho saziany mafy
amin’ny andro farany satria lasa toy ny mpanaraka mandatehezana politika ka TSY AZO ATAO NY
MITSIKERA NY MPITONDRA SAO GADRAINA NA SAZIANA.
fichier-pdf.fr/2023/12/26/korbatane-116-idhina-s-siraatal-mostaqim-2/
26/12/2023
Hay tsara ny
misintona ny sain’ny rehetra amin’ny zavatra
hazavaina, raha tena mahay manentana tsara
ny mpampilalao dia tsy mila akory izy miteny
hoe “mangina” amin’ny fotoana hanazavana
ny lalao fa hainy ny misintona ny rehetra
amin’ny zavatra hazavainy.
fichier-pdf.fr/2017/05/03/ndao-hilalao-1/
03/05/2017
Hay tsara ny
misintona ny sain’ny rehetra amin’ny zavatra
hazavaina, raha tena mahay manentana tsara
ny mpampilalao dia tsy mila akory izy miteny
hoe “mangina” amin’ny fotoana hanazavana
ny lalao fa hainy ny misintona ny rehetra
amin’ny zavatra hazavainy.
fichier-pdf.fr/2020/02/13/ndao-hilalao-1/
13/02/2020
“NY ANTONY NANDEFASANAY ANAO DIA TSY INONA AKORY FA MBA HO INDRAFO HO AN’IZAO TONTOLO IZAO”
Ny koroany izay mirakitra an’ireo hafatra nampitondrain’i Zanahary an’i Mohammad (S) ho an’ny
zanakolombelona rehetra maneran-tany mandrapahatapitr’izao tontolo izao dia boky mahagaga sy
mahatalanjona tokoa amin’ny lafiny rehetra.
fichier-pdf.fr/2023/12/26/korbatane-105-ny-fahasoavanny-sorato-al-tin/
26/12/2023
KORBATANE 66 les 12 Imams dans la bible, le coran et les hadiths Bismihi Ta’ala
KORBATANE ILALLAH N° 66
taona faha 21 (2001 –
2021)
IREO KHALIFA 12
من مات و لم یعرف امام زمانه فقد مات میتة الجاھلیۃ
IZAY OLONA MATY TSY NAHAFANTATRA AKORY NY IMAMO
AMIN’NY FOTOANA NIAINANY DIA MATY ANATIN’NY HABADOANA
Ny Mpaminany Mohammad (S)
Nisy olona iray nagataka tamiko ny mombamomba an’ireo khralifa 12 amintsika shiita.
fichier-pdf.fr/2023/03/19/korbatane-66-les-12-imams-dans-la-bible-le-coran-et-les-hadiths/
19/03/2023
RAKOTOARIVONY Stéphenson
3
Ary amin’izany fahitan’i Jaona ny any an-danitra izany koa no anokafana ny lanitra amintsika
mba hamelona amintsika koa ny fanantenana ny any an-danitra
Ary tsy izany ihany, fa alana rakotra ny masontsika, mba hahita sy hahafantatra fa tsy
kilalao akory ny ataon’ny devoly, fa tena bibidia sy dragona tokoa izy, izay mifofo
handrinagana ny Fiangonana sy ny olona masina
Kanefa, alana rakotra koa ny masontsika, mba hahita ny voninahitry ny Zanak’ondry Izay
voavono, ka mba hiandany Aminy isika fa tsy hiandany amin’ny fahavalon’ny
fanjakan’Andriamanitra
Hiandany amin’ny Fiangonana masina, izay efa misy solontenany sahady any an-danitra, sdia
ireo loholona 24 izay voalaza ao amin’ny T.4 And 4, izay manodidina ny sezafiandrianana
ary mipetraka amin’ny sezafiandrianana 12, .
fichier-pdf.fr/2012/11/17/ambohibao-17-nov-2012/
17/11/2012